|
|
|
|

Entrée1  trano
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toerana amboarin' ny olombelona hataony fonenana, mipetraka amin' ny fototra, misy rindrina efatra sy varavarana, varavarankely, ary voarakotra tafo: Misy efitra enina ny tranonay
Orin-javatra ataon' ny olombelona na ny biby ho fonenana: Tranomborona, tranon-kala, tranon' omby, tranon-takatra, tranon-tsoavaly
Fitoerana fasiana zavatra: Tranon' afokasoka, tranom-tsabatra
Explications en anglais  4  [1.7] a house; a box or frame or housing for something
Explications en français  5  [1.3, 1.8] maison
étui, cadre
6  [1.3] palais, habitation, tanière, nid, cocon
fourreau, casiers, boîte
7  [1.8] caisse
8  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [traño] maison
Exemples  9  Efa akaiky ny trano; [2.499]
10  Iza iroa andrefan-trano? [2.131]
11  Nangoraka daholo ny tao an-trano. [2.324]
Morphologie 
12  Simple :
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
Analogues  16  akany, tohotra, toho, votry, ambotry, lavaka, bongo, zohy, akora
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Titres  125  Trano Printy FJKM ()
126  Trano rava (Randriamamonjy Esther)
Proverbes  127  Proverbes contenant le mot trano
Article  128  Randzavola: trano ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  129  naotr, natro, notra, ranto, rotan, trano, trona

Mis à jour le 2023/05/23