Entrée | 1 tongotra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra 4 Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana [1.1] |
Explications en anglais |
5 a foot, a leg [1.7] |
Explications en français |
6 pied, jambe, patte [1.3, 1.8] |
Exemples |
7 Tsy tongotro mandia alanana Tsy tanako mandray joria [2.246] 8 Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471] 9 Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472] |
Vocabulaire |
10 Biologie |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Hyponymes |
|
Holonyme |
|
unkLabel:Xmeronyms: |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes | 64 Proverbes contenant le mot tongotra |
Article |
65 Randzavola: tongotra ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2024/10/30 |