|
|
|
|

Entrée1  sakamasay
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Taisaka] volana fahavalo amin'ny taona (Aogositra)
4  [1.78] [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jona
5  [1.78] [Bezanozano] volana fahasivy amin'ny taona
6  [1.78] [Sihanaka] anaram-bolana fahenina amin'ny taona
7  [1.78] [Tanosy] volana fahavalo amin'ny taona
Exemples  8  ny Hiahia dia ho Asorontany ny Sakamasay dia ho Alahatsy [2.113]
Vocabulaire  9  Temps
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2024/10/30