|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitondra
Radical  2  tondra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mamindra toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena ka ny tanana no anaovana izany, na atao eo ambony loba, na eo an-tsoroka: Iza no hitondra ity entana ity ianareo roa lahy?
5  Mitarika: Omby mitondra sarety ~ Mahay mitondra fikambanana Ramatoa io
6  Manatitra: Ikoto no nitondra ilay taratasy tany aminy
7  Mampiely, mampahita, mahatonga: Tohony hotadiavina izay nitondra io aretina io teto amin' ny fokontany
8  Manao tsara na ratsy amin' olona: Mitondra tsara ny mpiasany izy [1.1]
Explications en anglais  9  to carry; to take away [1.7]
Explications en français  10  porter; enlever; conduire; gouverner [1.8]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Analogues  15  milonjo, mivongika, mivongaingy, mivongaingika, mivesatra, milonjehitra, manindao, manongaka, mivatsy, mivingitra, mamingivingy, mibata, mibeta, miloloha, manao an-tsangory, manao an-tsampy, manao an-tonery, miantsoroka, milanja, manasaboady, mibaby, mitrotro, mivimbina, mitsintsina, misakelika, misakobona, mikenakena, mitaona, mitraoka, manainga, manentana, mitatitra, mizaka, miaritra, mihafy
Mots composés 
Proverbes  32  Proverbes contenant le mot mitondra

Entrée (2/2)33  mitondrà
Radical  34  tondra
Partie du discours  35  impératif du verbe actif mitondra [Liste complète]
Explications en malgache  36  [1.1]
Explications en français  37  [1.3]

Anagrammes  38  itondram, mandotry, mitandro, mitondrà, mitondra, tandrimo

Mis à jour le 2023/05/23