Entrée miaritra (aritra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mizaka izay mahazo: Miaritra ny hanoanana
¶ Mihafy sy mitozo amin' ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Miareta amin' ny fianarana fa izany no hahazoana vokatra any aoriana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to endure, to sustain, to bear with, to bear. [Richardson 1885]
 to endure, to suffer [Hallanger 1973]
Définition française supporter, endurer [Hallanger 1974]
Exemples Saingy matahotra, mahalala fa tsy afa-mihetsika, ka dia miaritra mangina eo fotsiny. [Andraina: Mitaraina, page 46]
Morphologie 
miaritra
niaritra
hiaritra
miareta
Citations 

2012/07/19