Entrée mitondra (tondra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamindra toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena ka ny tanana no anaovana izany, na atao eo ambony loba, na eo an-tsoroka: Iza no hitondra ity entana ity ianareo roa lahy?
¶ Mitarika: Omby mitondra sarety ~ Mahay mitondra fikambanana Ramatoa io
¶ Manatitra: Ikoto no nitondra ilay taratasy tany aminy
¶ Mampiely, mampahita, mahatonga: Tohony hotadiavina izay nitondra io aretina io teto amin' ny fokontany
¶ Manao tsara na ratsy amin' olona: Mitondra tsara ny mpiasany izy
Mitovy hevitra: mamingivingy ~ manainga ~ manao an-tonery ~ manao an-tsampy ~ manao an-tsangory ~ manasaboady ~ manentana ~ manindao ~ manongaka ~ miantsoroka ~ mibaby ~ mibata ~ mibeta ~ mikenakena ~ milanja ~ miloloha ~ milonjehitra ~ milonjo ~ misakelika ~ misakobona ~ mitaona ~ mitatitra ~ mitraoka ~ mitrotro ~ mitsintsina ~ mivatsy ~ mivesatra ~ mivimbina ~ mivingitra ~ mivongaingika ~ mivongaingy ~ mivongika
Mitovy hevitra: miaritra ~ mihafy ~ mizaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to carry; to take away [Hallanger 1973]
Définition française porter; enlever; conduire; gouverner [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitondra
nitondra
hitondra
mitondrà
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée mitondrà (tondra)
Partie du discours impératif du verbe actif mitondra [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2012/09/24