|
|
|
|

Entrée1  mitatitra
Radical  2 tatitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mitondra, mitaona zavatra imbetsaka miverimberina: Indimy nitatitra ilay sarety veto nahataona ireo vato novidinay.
5 Mitondra (teny): Rabe no nitatitra izany teny izany tamin' ireo iray tampo aminy. [1.1]
Exemples  6  Sasatra ireo mpanao raharaha miloloha hena an-koveta sy mitatitra vary masaka an-tsobika. [2.470]
7  Raha mitatitra entana eo anelanelan' i Toamasina sy Maroantsetra aho, dia tsy hahazo izay tokony ho azoko ve? [2.471]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Tous les mots composés  12 mitati-bolana

Mis à jour le 2025/11/09