|
|
|
|

Entrée1  mibaby
Radical  2 baby
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mitondra eo an-damosina: Izaho no nibaby ny zandriko fony kely.
5 Mitondra (ny valy, ny vokatry ny natao): Mibaby ny fahotan' i Adama sy Eva ny velona rehetra, araka ny fampianarana kristianina. [1.1]
Explications en anglais  6 to carry on the back. [1.2, 1.7]
Explications en français  7 porter sur le dos. [1.3, 1.8]
8 figuré: supporter, endurer. [1.3]
Exemples  9  Ary tonga Rasoa mibaby andRafely. [2.59#]
10  Indraindray ny lahy aza no mibaby ny zanany (Parfois le mari lui-même porte son enfant sur le dos) [1.3]
11  Indreny ny vehivavy sady nibaby no nitrotro ny zanany ary niloloha izay entana kely mba azo entina. [2.324]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Tous les mots composés  16 mibaby zaza
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09