Entrée | 1 misaraka |
Radical | 2 saraka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mihataka: Vonjeo simà fa mila hisaraka ireto vato roa amin' ny tamboho ireto 5 Tsy miray na mikambana intsony, miendaka: Nisaraka tamin' ny vadiny Ravao 6 Mivaky roa: Tamin' ny taonjato faha-16 no nisaraka ny Protestà sy ny Katolika. [1.1] |
Explications en anglais |
7 to separate [1.7] |
Explications en français |
8 se séparer [1.8] |
Exemples |
9 Ary rahefa ho avy ny sambo misy ahy, dia mody misaraka vetivety. [2.471] |
Morphologie |
|
Analogues | 14 mihataka, miendaka, misara-bazana, manangana entra, miala, mialanalana, mihalangalana, misintona, mibifona, misintaka, mikipaka, mitsoaka, miempaka, mielakelaka, mizara, mivaky |
Mots composés |
|
Ethnonymes |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot misaraka |
Anagrammes | 21 maka sary, misaraka |
Mis à jour le 2023/05/27 |