|
|
|
|

Entrée1  tsy hisara-mianakavy anie
Mots élémentaires  2 misaraka, 3 mianakavy, 4 anie
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 tsodrano na firariana fanaon' ny Malagasy ka irariany mba tsy hisaraka ny fianakaviana na maty na velona. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12