Entrée mianakavy (anakavy)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Enti-milaza ny olona rehetra ao anatin' ny fianakaviana [Rajemisa 1985]
Définition française toute la famille: Isika mianakavy (To [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Synonymes mpianakavy
Exemples 
1Nifampiala tsiny teo izahay mianakavy. [Andraina: I Vola, page 88]
2Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 7]
Citations 

2015/02/22