|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misintona
Radical  2 sintona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana.
5 Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano.
6 Mikainkona: Nisintona ny hozany. [1.1]
Exemples  7  Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany. [2.472]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)13  misintòna
Radical  14 sintona
Partie du discours  15  impératif du verbe actif misintona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  16 misintòna, misintona

Mis à jour le 2025/11/10