Entrée (1/2) | 1 midina |
Radical | 2 idina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandeha mankamin' ny toerana ambanimbany kokoa: Nidina tany ambany rihana aho raha vao nandre ny feony 5 Mivarina: Midina any Betsiboka Ikopa 6 mihemotra, mitambotsotra, lasa ambanimbany kokoa: Midina, hono, ny vidim-bary fa efa tonga ny vary vao ~ Efa sitrana ny zanakao fa efa nidina ny hafanany 7 Mikoriana: Midina eo amin' ny takolany ny ranomasony [1.1] |
Explications en anglais |
8 to pour out, to go down, to descend, to flow out [1.2] 9 to come down [1.7] |
Explications en français |
10 descendre [1.3, 1.8, 1.13] 11 baisser [1.3, 1.8] 12 couler comme le liquide [1.3] 13 couler [1.8] |
Exemples |
14 nidina tany Mojanga izy (Il est descendu à Majunga) [1.3] 15 nidina tany ambanivohitra izy (Il est allé à la campagne) [1.3] 16 midina hoatra ny rano ny ranomasony (Ses larmes coulent comme de l'eau) [1.3] 17 midina ny barometratra (Le baromètre descend) [1.3] 18 midina ny ranomasina (La mer baisse) [1.3] 19 Nidina ny tohatra izy, haingana sy hendratrendratra ... [2.470] 20 Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 25 mikorisa, mivalana, mitambalana, mitsontsorika, mitsontsori-bava, manorika, mikorotsaka, mitamborotsaka, mikodingy, mivarina, mivalangitrika, mivalangidina, mitambororotra, mandeha any ava, manao ankororosy, mihemotra, mitakemotra, mitambotsotra, mianotra, mandrorona, mikororosy fahana, mietry, mietry vintana, mivarina, manao lanja midina, mivarilavo, mibotetaka |
Mots composés |
|
Proverbes | 35 Proverbes contenant le mot midina |
Entrée (2/2) | 36 midìna |
Radical | 37 idina |
Partie du discours | 38 impératif du verbe actif midina [Liste complète] |
Explications en malgache |
39 [1.1] |
Explications en français |
40 [1.3] |
Anagrammes | 41 adinim, amidin, andimy, anidim, dimain, dimany, dimina, idinam, madiñy, mañidy, manidy, midani, midina, midìna, minday, naidim, namidy, nidima |
Mis à jour le 2023/06/11 |