Entrée lanja mandrorona midina (lanja, rorona, idina)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny fitomboan' ny taona saingy mitsontsorika hatrany kosa ny hery ananana fa tsy mba miakatra [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2011/01/21