| Entrée | 1 lanja |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io?.
4 Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona!. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 weight [Comp. Swa. mlanza, a pole for carrying].
[1.2] 6 weight. [1.7] |
| Explications en français |
7 poids, pesanteur.
[1.8] 8 importance; masse, dose. [1.13] |
| Exemples |
9 Raha lanja no hitsarana, dia ireny no vato-mizana;
[2.285]
10 Ny vaton' ny Filoha no mahery lanja raha mitovy ny isam-bato. [2.114] 11 mandova ny rainy ary koa ny reniny, na dia tsy mitovy lanja aza izany. [2.606] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 42 31 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 43 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|