|
|
|
|

Entrée1 fandanja
Radical  2lanja
Partie du discours  3 nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina mandanja na manombana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana
Azo lanjaina [1.1]
Explications en français  5 Ce qu’on peut peser, examiner , calculer, manière de peser [1.3#385]
Exemples  6 Samy diso fandanja sy diso fandrefy: ka iza àry no itokianao sy itokian' ny olona hahalala ny marina? [2.296#]
7 ... ny mofo manify tsy misy lalivay, ny endasina amin' ny lapoaly sy ny zavatra voaharo, ny zavatra fandanja amam-pamatra rehetra. [2.996#]

Mis à jour le 2025/09/12