Entrée fandanjana (lanja)
Partie du discours nom
Définition malgache Fijerena, fanombanana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana
¶ Fandinihana, fiheverana izay mety ho vokatry ny atao; fanombantombanena [Rajemisa 1985]
 fomba entina mamantatra vesatra [SLP 1986]
Définition française pesée; mesure de masse [SLP 1986]
Vocabulaire 
Articles 

2017/06/29