|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mikorotsaka
Radical  2  korotsaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy
Midina, mikoriana: Rano mikorotsaka ao anaty daba izany henonao izany [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Entrée (2/2)9  mikorôtsaka
Partie du discours  10  verbe actif
Explications en malgache  11  mikorosy [Bezanozano] [1.78]

Anagrammes  12 mikorotsaka, mikorôtsaka

Mis à jour le 2025/09/17