Entrée mitsontsorika (tsontsorika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandroso midina: Mitsontsorika ny lohan' ny marary ~ Mitsontsorika ny rambon' omby
¶ Midina, misolampy, mandry soroka: Araho tsara iny lalan-kely mitsontsorika iny dia ho tonga any amin' ny halehanao ianao
¶ Manorika, mikoriana manaraka ny rindrina (rano), manaraka ny takolaka (ranomaso): Nitsontsorika ny ranomasony raha vao nandre ny voina nihatra tamin-dreniny izy
¶ Mianjera ka ny loha no mandeha aloha: Niondrika teo amoron-kady izy ka nitsontsorika tany anaty tevana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsontsorika
nitsontsorika
hitsontsorika
mitsontsoriha
Antonymes 
Citations 

2012/07/26