Entrée mivalana (valana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mangery, miavela
¶ Marary kibo ka mangery matetika [Rajemisa 1985]
 marary kibo mipiriritra [SLP 1986]
Définition française avoir la diarrhée [SLP 1986]
Vocabulaire 
Morphologie 
mivalana
nivalana
hivalana
mivalàna
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Lasa nivalana izy [Rajemisa 1985]
2Mararin' ny inona ity zanakao ity, Ramatoa? -- Mivalana izy io, Dokotera [Rajemisa 1985]
Citations 

Entrée mivalana (valana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache [ mivalaña ] [Tanala] manara-drian-drano (mifanohitra amin'ny miorike) [Rakotosaona 1972]
 Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano rehefa tonga eto [Rajemisa 1985]
Définition française descendre en aval [SLP 1986]
Morphologie 
mivalana
nivalana
hivalana
mivalàna
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 

Entrée mivalàna (valana)
Partie du discours impératif du verbe actif mivalana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2014/08/13