|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mankalaza
Radical  2  laza
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  manome voninahitra lehibe, midera: mankalaza ireo mahery fo namoy ny ainy ho azy ny firenena
5  manao amim-pomba be voninahitra: hankalaza ny fetin' ny krismasy isika atsy ho atsy [1.1]
Explications en anglais  6  to glorify, to exalt
7  to report a person as having been guilty of some bad deed [1.2]
Explications en français  8  publier, glorifier [1.3, 1.5]
9  solenniser, fêter, remercier: Mankalaza anao aho noho ny soa nataonao tamiko (Je vous remercie à cause du bien que vous m'avez fait) [1.3]
Exemples  10  Novorian-dRalambo tao Ambohibato ny vahoaka, ka nasainy hiara-mankalaza aminy ny nandreseny an' Andrianafovaratra. [2.508#35]
11  Tamin' ny lanonana tamin' ny faran' ny Jolay dia firenena tokony ho fitopolo avy any am-pita no nandefa solontena hiara-mankalaza ny fahaleovantenan' i Madagasikara. [2.113#]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Analogues  16  mandaza, midera, manome voninahitra, manome laza, mankasitraka, manaja, mandritika, mihoby, manakora, mitehaka, manondrotra, mananoano, manandratra, mampakatra, manambony, manangana, manangitrangy, mananampempa, manantoana, manandratsandratra, manandriana, manajohary, mitsoaka

Entrée (2/2)17  mankala
Radical  18  laza
Partie du discours  19  impératif du verbe actif mankalaza [Liste complète]
Explications en malgache  20  [1.1]
Explications en français  21  [1.3]

Anagrammes  22  ankalazam, mankalazà, mankalaza

Mis à jour le 2024/06/04