| Entrée | 1 mankasitraka |
| Radical | 2 sitraka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mampiseho fahafaham-po noho ny asa vita: Nankasitraka ny zava-bitany ny fanfakana.
5 Maneho fihetseham-po mitory fitiavana sy hafaliana noho ny soa noraisina tamin' olona: Mahaiza mankasitraka raha nandray soa tamin' olona. 6 Mahatsiahy: Mankasitraka ny soa nataonao izahay. [1.1#629] |
| Explications en anglais |
7 to find pleasing or acceptable; to thank.
[1.7] |
| Explications en français |
8 approuver; apprécier; témoigner sa reconnaissance.
[1.8] |
| Exemples |
9 Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo.
[2.324]
|
| Morphologie |
|
| Analogues | 14 mankafy, 15 mankamamy, 16 mankatelina, 17 mankatoa, 18 tia |
| Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|