Entrée mankatelina (telina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandray na manaiky amim-pahafaham-po: Mankatelina izao fandraisanareo izao aho [1.1]
Explications en anglais To swallow; to approve; to express thanks for [1.7]
Explications en français Approuver, apprécier; témoigner sa reconnaissance [1.8]
Exemples 
1Mankatelina, leirainy, hoy ny Andriana ravoravo, Tena volamena ialahy, fa tsy ny korantimà [2.1022]
2Mankatelina indrindra koa ny tenanay ny R-P Razafintsalama Adolphe, ray aman-dreny sady ara-tsaina no ara-panahy, izay nanaiky hamaky ny boky sy hanao teny fanolorana. [2.606]
Morphologie 
Présent : mankatelina
Passé : nankatelina
Futur : hankatelina

Mis à jour le 2023/01/20