| Entrée | 1 manandratra |
| Radical | 2 sandratra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manainga ho ambony: Manandra-tanana
5 Mampanehoeho, manome laza: Izay manandra-tena dia haetry [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to lift up : to promote to a higher position or dignity
[1.7] |
| Explications en français |
7 soulever; promouvoir en grade ou dignité
[1.8] |
| Exemples |
8 Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona;
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|