|
|
|
|

Entrée (1/5)1  manangana
Radical  2 tsangana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana.
5 Mampijoro, manorina: Manangan-trano.
6 Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina.
7 Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka. [1.1]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Tous les mots composés  12  6 combinaisons de ce mot

Entrée (2/5)13  manangana
Radical  14 angana
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16 Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto.. [1.1]
Explications en français  17 se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes). [1.3]
Tous les mots composés  18  4 combinaisons de ce mot

Entrée (3/5)19  manangana
Radical  20 angana
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en anglais  22 to lift up the head. [Provincial] [1.2]
Tous les mots composés  23  2 combinaisons de ce mot

Entrée (4/5)24  manangana
Partie du discours  25  verbe actif
Explications en malgache  26 mijanona. [Sihanaka] [1.78]

Entrée (5/5)27  mananna
Radical  28 tsangana
Partie du discours  29  impératif du verbe actif manangana [Liste complète]

Anagrammes  30 manangana, manangàna, 31 manganana

Mis à jour le 2025/11/09