Entrée mihoby (hoby)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Midera amin' ny antsoantsom-pifaliana, maneho fankalazana olona amin' ny antsoantso mafim-piravoana: Nihoby azy ny vahoakaraha vao nivoaka ny fiara izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to acclaim; to shout for joy [Hallanger 1973]
Définition française acclamer, pousser des cris de joie [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihoby
nihoby
hihoby
mihobia
Exemples 
1Nihoby sy nifaly ny fitiavana mahery noho ny fahafatesana sy ny zava-boahary rehetra [Rajohanesa: Kintana]
2Dia nihoby ny vahoaka rehetra [Callet: Tantara, page 126]

2012/08/07