Entrée mitehaka (tehaka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny olona raha vao niditra izy
¶ Mamely amin' ny felatanana, mikasi-tanana: Rakoto no nitehaka ny zanakao fa tsy izaho [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to pat; to clap the hands, to applaud [Hallanger 1973]
Définition française   donner une tape à; applaudir en battant des mains [Hallanger 1974]
Exemples   Velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany. [Andraina: Mitaraina, page 53]
Morphologie  
mitehaka
nitehaka
hitehaka
mitehafa
Citations  

Mis à jour le 2013/05/21