Entrée (1/5) | 1 lava- |
Partie du discours | 2 forme morphologique de lavaka |
Entrée (2/5) | 3 lava |
Partie du discours | 4 adjectif |
Explications en malgache |
5 Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany 6 Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ [1.1] |
Explications en anglais |
7 long, tall; without interruption [1.2] 8 long (of time and space) [1.7] |
Explications en français |
9 long (se dit du temps et de l'espace) [1.8] |
Vocabulaire |
10 Temps 11 Espace |
Dérivés |
|
Antonymes | 17 fohy |
Analogues | 18 1.1=Avo dia=avo ranjanana=lava ranjanana=lavatsindakana=lavatsipaikona=pakapaka=jango=ranga=jakojako=fizofizo=ezoezo=mitezotezo=lava mitaikotaiko=rapeto=lava fe=lava sirana=lava dingana=tsy mindran-tohatra=mivahan-tsindrano=mitsororika=fezafeza=joaka (joroaka)=mitsororoaka=marezoka=mirijarija=mandrindrina=milangalanga=tsy miery an-tsena=jaobe |
Mots composés |
|
unkLabel:Xzoonyms: |
|
Phytonymes |
|
Anthroponymes |
|
Toponymes |
|
Entrée (3/5) | 124 lava |
Partie du discours | 125 nom |
Explications en malgache |
126 Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany [1.1] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Entrée (4/5) | 132 lava |
Partie du discours | 133 nom |
Explications en malgache |
134 vato miempo avoakan' ny volokano [1.17] |
Vocabulaire |
135 Géologie |
Entrée (5/5) | 136 lava |
Partie du discours | 137 forme morphologique de laver |
Exemples |
138 Il lava ses habits (Nosasany ny akanjony)] |
Anagrammes | 139 lava-, vala |
Mis à jour le 2024/10/28 |