|
|
|
|

Entrée1 fanalavana
Radical  2lava
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fanovonana: Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny
Fampitarozahana, fanelana: Mahasosotra ny fanalavana ny adintsika nataon' ny mpitsara
Fanohizana: Nasiana fanalavam-potoana ny ady baolina satria nitovy ny isa azon' ny mpilalao roa tonta [1.1]
Explications en français  5 prolongation [1.13]

Mis à jour le 2025/09/12