| Entrée (1/2) | 1 halavaina |
| Radical | 2 lava |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao tonga lavalava kokoa, tovanana: Halavao ny akanjonao fa fohy dia fohy loatra Tohizina: Nohalavaina ny arabe mankany Ananona Atao maharitraritra kokoa: Tsy ho azo halavaina intsony ny fetr' andro handoavanao ity trosa [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be made long or longer [1.2] 6 to be lengthened, to be extended [1.7] |
| Explications en français |
7 qu'on allonge, qu'on prolonge [1.8] |
| Exemples |
8 Mazàna no halavaina ny fifampiarahabana, mba hifanontaniana ny fahasalamana, ets.
[1.38]
9 marina izany fa veloma ianao, koa nefa na hendry sy mahalala aza izahay, ny tenin'i Tompokovavy, raha fohy tsy azo halavaina ary raha lava tsy azo hafohizina [2.366#] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 14 Halavaina |
| Mots élémentaires | 15 lava |
| Partie du discours | 16 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Vocabulaire | 17 Géographie: agglomérations |
| Anagrammes | 18 Halavaina, halavaina |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|