Entrée halava (lava)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra lava refy: Tsy ampy ny halavan' itỳ tady itỳ [Rajemisa 1985]
Définition française longueur [Abinal 1888]
Synonymes fahalava ~ halavana

2013/10/31