Entrée halavana (lava)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra lava hita-maso: Ampiasao eto ny halavanao ~ Ny halavan' ny latabatra ity no tsy hahatafidirany ao amin' io efitra io [1.1]
Explications en anglais Length [1.7]
Explications en français Longueur [1.8]
Vocabulaire 
Synonymes fahalava ~ halava
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20