Entrée (1/3) | 1 kinga |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga ery Ikoto rehefa miasa 4 Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto. [1.1] 5 maila-pihetsika [1.13] |
Explications en anglais |
6 clever, quick, shrewd [1.7] |
Explications en français |
7 habile, leste [1.8, 1.13] 8 adroit, agile [1.13] |
Exemples |
9 kinga sy maha miafina koa ry ilay matsaka [2.470] 10 Nisy mpitoraka kinga iray efa nomanina amin' ireo mpanotrika akaiky. [2.472] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 15 mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, fanalo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika |
Entrée (2/3) | 16 kingà |
Partie du discours | 17 impératif de l'adjectif kinga |
Exemples |
18 Ary ialahy, ry Dera, mba kingà sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao. [2.4] |
Tableaux et planches |
19 Tous les adjectifs impératifs |
Entrée (3/3) | 20 kinga |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en français |
22 petit cours d'eau, ruisseau, affluent. § tanandranoboka, viNAny. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulaire |
23 Géographie: (en général) |
Anagrammes | 24 kinga, kingà, kinga, kingà |
Mis à jour le 2020/07/31 |