Entrée hakinga (kinga)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny olona kinga, mailaka,mahay amin' ny ataony: Nampiseho hakinga lehibe izy tamin' izany [Rajemisa 1985]
Synonymes fahakinga ~ hakingana ~ fahakingana

2009/02/23