|
|
|
|

Entrée1  fahakingana
Radical  2 kinga
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [1.1]
Explications en anglais  5 cleverness, quickness [1.7]
Explications en français  6 habileté, adresse [1.8]
Exemples  7  Varotra sy fialam-bola no ifanaovany amin' ireo ary fahakingana sy fanekena azy amin' ny asa mafy kosa no ilainy amin' ny mpiasany. [2.470#]
Synonymes  8 fahakinga, hakinga

Mis à jour le 2025/09/12