|
|
|
|

Entrée1  matselaka
Radical  2 tselaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Kinga sy mailaka amin' ny asa atao: Mahafinaritra io mpanampy ahy io fa matselaka.
5 Haingan-tsaina sady haingam-pamaly: Matselaka io mpianatra io fa tsy mbola vita akory ny fanontaniana amin' ny marika an-tsaina dia efa voalazany sahady ny valiny. [1.1]
Explications en anglais  6 quick, prompt. [1.7]
Explications en français  7 prompt à comprendre, à agir. [1.8]
Tous les mots composés  8 matsela-bava

Mis à jour le 2025/11/09