Entrée mavitribitrika (vitribitrika)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitribitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao [Rajemisa 1985]
Synonymes mavitrika

2009/02/23