Entrée marisika (risika)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Mazoto hanao zavatra, mavitrika, mahery fo: Marisika amin' ny fianarana ny zanako
¶ Finaritra amin' ny zavatra iray, mandray anjara amin' ny zavatra iray: Tsy marisika ny hipetraka any ambanivohitra izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   active, earnest [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   fervent, lively [Richardson 1885]
Définition française   zélé [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   animé, ardent [Abinal 1888]
   actif [Hallanger 1974]
Exemples  
1Marisika ihany ny fanahy, fa ny nofo no osa. [Baiboly: 48:014:038/Marka 14:38..]
2Marisika ihany ny fanahy, fa ny nofo no osa. [Baiboly: 47:026:041/Matio 26:41..]
Morphologie  
marisika
narisika
harisika
marisiha

Mis à jour le 2014/07/29