|
|
|
|

Entrée (1/3)1 havana
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty
Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa [1.1]
Explications en anglais  4 a friend [1.2, 1.7]
5 a relation, an alliance. See sakaiza, longo [1.2]
6 a relative, an ally; cf. sakaiza [1.7]
Explications en français  7 parent [1.3, 1.54, 1.8]
8 allié, ami [1.3, 1.8]
Exemples  9 Be havana koa ianareo izany! [2.442]
10 Tsy manana havana koa, fa izaho irery. [2.332]
11 Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana. [2.298]
12 Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana. [2.48]
Morphologie 
13 Simple :
14 Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  26 Rapports: famille
Analogues  27 anabavy, 28 anabavindray, 29 anadahy, 30 anadahindreny, 31 halampatana, 32 hazotapakynysampy, 33 kazaha, 34 rafozana, 35 rahalahy, 36 rahalahindray, 37 rahavavy, 38 rahavavindreny, 39 ray, 40 raibe, 41 razambe, 42 razana, 43 reny, 44 renibe, 45 sakaiza, 46 sakelika, 47 vinanto, 48 vinantolahy, 49 vinantovavy, 50 zafy, 51 zafiafy, 52 zafimpaladia, 53 zafinnympianadahy, 54 zafinnympirahalahy, 55 zafinnympirahavavy, 56 zafindohalika, 57 zafindria, 58 zafinkitrokely, 59 zafitsitorana, 60 zanadrahalahy, 61 zanadrahavavy, 62 zanakanabavy, 63 zanakanadahy, 64 zanakolompianadahy, 65 zanakolompirahavavy, 66 zanakolompirahalahy, 67 zanaka, 68 zaobavy, 69 zaodahy
Tous les mots composés  7032 combinaisons de ce mot
Proverbes  71 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3)72 havana
Partie du discours  73 nom
Explications en malgache  74 Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara [1.1]
Morphologie 
75 Simple :
76 Préfixée :
Dérivés 
Verbes relatifs :

Entrée (3/3)79 havana
Partie du discours  80 nom
Explications en malgache  81 havanana [Taisaka] [1.78]
Explications en français  82 droite [Taisaka] [1.82]
Morphologie 
83 Simple :
84 Préfixée :
Dérivés 
Verbes passifs :
Verbes relatifs :

Anagrammes  87 havana, 88 vahana

Mis à jour le 2025/11/02