|
|
|
|

Entrée1  zafin-dohalika
Mots élémentaires  2 zafy, 3 lohalika
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra [1.1]
Explications en français  6 la quatrième génération [1.3]
[zafindohalika] 7 quatrième génération [1.54]
Exemples  8  Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika. [4.27]
Vocabulaire  9  Rapports: famille

Mis à jour le 2025/09/12