|
|
|
|

Entrée1  anabavy
Mots élémentaires  2 anaka, 3 vavy
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Ny vehivavy izay iray tam-po amin' ny lehilahy. Tsy mba mandray ny tovona "mi" sy "mpi" toy ny anadahy/rahalahy/rahavavy izy. Ny hoe anabavy/anadahy/rahalahy/rahavavy amin' ny Malagasy dia tsy mba voafetra ho ny mpiray tam-po ihany.. [1.10#A.499]
6 Vehivavy iray tampo amin' ny lehilahy iray: Namangy anay Ralay sy ny anabaviny ~ Rasoa no anaran' ny anabavin-dRabia. [1.1]
Explications en anglais  7 A man's sister. Used of women when men are speaking. See rahalahy. [1.2]
8 A man has rahalahy and an anabavy. [1.26#13]
9 The sister of a man. [1.7]
Explications en français  10 Soeur d'un frère. [1.54]
11 La soeur d'un homme. [1.8]
Exemples  12  Anabavin'Andriambelo izy [2.508#374]
13  Ataoko tenako fa vadiko, ho solon-dreny sy anabaviko. [2.928]
14  Izay taranaky ny anabavy rehetra, Iahy sy vavy, izany no Zana-behivavy. [2.245#30]
15  Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy. [2.285#191]
Morphologie 
16  Simple :
Vocabulaire  17  Rapports: famille
Analogues  18  anadahy, 19  rahalahy, 20  rahavavy
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02