|
|
|
|

Entrée (1/3)1  reny
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao.
4 Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe.. [1.1]
Explications en anglais  5 mother, female parent. [1.7]
Explications en français  6 mère. [1.3, 1.54, 1.8]
7 tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée. [1.3]
8 parente. [1.8]
Exemples  9  Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao. [2.324]
10  Izaho koa mba manana reny. [2.471]
11  nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona. [2.48]
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Vocabulaire  14  Rapports: famille
Tous les mots composés  15  84 combinaisons de ce mot
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot
Article  17 Randzavola: reny ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3)18  reñy
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20 tsy fandrenesana. [Taisaka] [1.78]

Entrée (3/3)21  reny
Partie du discours  22  participe re et pronom
Explications en malgache  23 Mitovy amin' ny re. [1.1]
Explications en anglais  24 another form of re. [1.2]
Explications en français  25 entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher. [1.3]
Synonymes  26 re

Anagrammes  27 Nerì, 28 Nery, 29 reny, reñy

Mis à jour le 2025/11/10