|
|
|
|

Entrée (1/2)1  handrina
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Tous les mots composés  7  11 mots contenant handrina
Explications en malgache  8  [1.1] Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin' ny tarehy, manomboka eo amin' ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin' ny fiandohan' ny volon-doha: Voadona ny handriko
9  [1.78] [Betsimisaraka] [handriña] handrina
Explications en anglais  10  [1.7] the forehead
Explications en français  11  [1.3] front
12  [1.8] le front
Exemples  13  [2.817#] Olioly, avo handrina, mahiratriratra ka mirana.
14  [2.470#] mihohofa ambany, ny handrina mitehika amin' ny tany!
Vocabulaire  15  Biologie
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes  29  Proverbes contenant le mot handrina
Article  30  Randzavola: handrina ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)31  handrina
Partie du discours  32  nom
Dérivés 
Noms :
Tous les mots composés 
Explications en français  35  [1.3] menace, regard hardi ou irrité
Vocabulaire  36  Emotions

Anagrammes  37  ahandrin, hanandry, handrain, handrian, handrina, hiandran, hindrana, nahandri

Mis à jour le 2025/08/22