Entrée fotsy bobo
Mots élémentaires fotsy ; bobo
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza olona manana volon-koditra fotsy hafahafa vokatry ny toe-javatra manokana, dia ny tsy fisian' ilay zavatra mpandoko ny hoditra sy ny volo raha miforona ao an-kibon-dreniny ny zaza [1.1]
Explications en anglais An off-white color, as the skin bleached by disease [1.7]
Explications en français Blanc anormal, comme les albinos [1.8]

Mis à jour le 2023/01/01