|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fotsy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Teny milaza loko mifanohitra amin' ny mainty, toy ny volon' ny taniravo izany na ny ronono. (Lazain' ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra; hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin' ny baoritra boribory ny loko fiton' ny avana: volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo) [1.1]
Explications en anglais  4  white [Mal. putih and in many Mal. Arch. languages; also maphutu, maphuti, etc.] [1.2]
5  white [1.7]
Explications en français  6  blanc [1.3, 1.82, 1.8]
7  nettoyé [1.82, 1.3]
8  propre [Taisaka] [1.82]
9  fourbi, rendu propre, blanchi [1.3]
Exemples  10  Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [2.470]
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Antonymes  16  mainty
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Ethnonymes 
Toponymes 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes  135  Proverbes contenant le mot fotsy
Tableaux et planches  136  Les Couleurs

Entrée (2/3)137  fotsy
Partie du discours  138  adjectif
Explications en anglais  139  disregarded, vain, worthless, disparaging [1.2]

Entrée (3/3)140  fotsy
Partie du discours  141  nom
Explications en malgache  142  ravinala [Taisaka] [1.78]
Explications en français  143  ravenale [Taisaka] [1.82]
Synonymes  144  fontsy
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 

Anagrammes  152  fotsi, fotsy, tsifo, tsofi, tsofy

Mis à jour le 2024/10/30