Entrée fatratra
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Aoka izany, izaitsizy: Miasa fatratra ianao izany ~ Fatra-panao kitoatoa izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   diligently, incessantly, importunately, earnestly, extremely, decidedly. This word is often pronounced fafatra. It is much used in compound words. [Richardson 1885]

Entrée fatratra
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Kanto, tsara tarehy aoka izany: Fatratra izany trano izany
Mitovy hevitra: ary fenitra ~ babantany ~ babany ~ baka lany sahaza ~ by ~ fanaperana ~ farafarampony ~ isafatsiroa ~ kanto ~ lalina ~ lani-datsaka ~ lavorary ~ mafotaka ~ manga ~ mangidy vato ~ mantsalay ~ marihitra ~ maty paika ~ ngita ~ tanteraka ~ tapitra efatra ~ tapitra ohatra ~ tokana aman-tany ~ tomombana ~ tonga lafatra ~ tontosa ~ tsy manam-paharoa ~ tsy manantsahala ~ tsy misy toa azy ~ tsy misy tomika ~ tsy roa aman-tany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   great, amazing [Hallanger 1973]
Dérivations  

Entrée fatratra
Partie du discours   adjectif
Définition anglaise   hard [Richardson 1885]
Définition française   [Tankarana] solide, fort, ferme. [David 1952 (takila F)]
Synonymes   fafatra
Mots composés, titres, noms  

Entrée fatratra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fifanizinana, fandentehana zavatra ao anaty toerana iray befahatany, tsy ilana rindrany [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2017/03/10