Entrée kanto
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tena fatratra amin' ny hatsarana na ny tarehy, na ny bika, na ny fahaizana, na ny fahalalana (amin' ny zavatra tsara mandrakariva no ampiasana ity teny hoe kanto) [1.10]
 Tsara tarehy fatratra, be renty: Lahateny kanto. [1.1]
Explications en anglais Well done, attractive [1.7]
Explications en français Magnifique [1.3, 1.5]
 Habile, étonnant, extraordinaire, surprenant [1.3]
 Bien travaillé, admirable [1.8]
 Beau [1.5, 1.13]
 Agréable, splendide [1.13]
Exemples 
1Hono ry Iketaka ambony vavahady
inona no kanto maizina indrindra?
[2.131]
2Ny hantahantam-pihavanana: fifamalifaliana kanto! [2.296]
3Mpanompo kanto izy, hoy ilay fitene-nana efa mahazatra. [2.285]
4Manindrahindra soa amin' ny vava miteny mahay miteny kanto. [2.245]
5Tanàna kely vao niorina, misy trano kanto sy voavoly voninkazo mahafinaritra no mahavariana ny masony. [2.470]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/10/24