| Entrée | 1 hakantoana | 
| Radical | 2 kanto | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Hatsaran-tarehy fatratra, be renty [1.1] | 
| Explications en français | 5   l'habileté, la perfection d'une chose [1.3] | 
| Exemples | 6   ka noho izany nampitomboin'ny Tompo fatratra ny hatsaran-tarehiny ka tonga namirapiratra teo imason'ny olona rehetra, tamin'ny hakantoana tsy azo tahafina.
[2.996] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |