Entrée | 1 tomombana |
Radical | 2 tombana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Vita tsara tanteraka, lavorary: Tomombana ny fanomananay ka dia hatomboka ny lanonana [1.1] |
Explications en français |
5 accompli, parfait, achevé [1.3] |
Exemples |
6 Na voly vary aza tsy tomombana raha tsy eo aho.
[2.117]
7 Matokisa ahy hianareo, matokisa fa ho tomombana ny zavatra rehetra! [2.113] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 16 manombota, 17 tomombana |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |