Entrée tanteraka
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Loaka tafaboroaka any ambadika: Ataovy tanteraka any ambadika ny fantsika
¶ Vita tsara an-tsakany sy an-davany, tontosa: Tanterakaizao ny nokasainao ka ahoana
¶ Lavorary, tomombana: Tamim-panajana tanteraka no nandraisany anay
Mitovy hevitra: efa ~ maty paika ~ naniry zaza ka tera-dahy ~ nikororoka vary ka sendra rivotra ~ nitady toko ka sendra vato ~ to ~ tomombana ~ tontosa ~ vita [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   effected, accomplished, completed; perfect [Hallanger 1973]
Définition française   effectué, accomplit; parfait [Hallanger 1974]
Définition française   réalisé; débouchant; totalement [SLP: Voambolana]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2012/09/09